By News Mada
Mahareta fa hanana ny soa. Tsy azo nihodivirana ny hirosoana amin’ny 15 andro hamehana ara-pahasalamana miaraka amin’ny fanohizana ireo fepetra samihafa, hiadiana amin’ny covid-19. Hiainga eny ifotony koa anefa izany ady izany manomboka izao. Nambaran’ny filoham-pirenena ho an’ny firenena sy ny vahoaka malagasy tamin’izany ny fepetra ankapobeny. « Miitatra hatramin’ny 19 avrily ny fikatonan’ny toeram-pianarana rehetra… Mikatona (…)
Views : 174. Votes : 2. Shares : 0.