By News Mada
Ankoatra ireo fiara sy olona maromaro tsy nanaja ny fepetra fivezivezena ao anatin’izao fihanaky ny valanaretina coronavirus izao, saron’ny zandary tao Antsirabe, afakomaly alina, ny fiara mpitondra marary (ambulance) an’ny hopitaly Befelatanana saika hitondrana olona an-tsokosoko hankaty Antananarivo. Raha ny fampitam-baovaon’ny zandarimariam-pirenena ao amin’ny vondron-tobim-pileovana Vakinankaratra, nisy ny fepetra manokana noraisina amin’ny fanaraha-maso ny fivezivezena (…)
Views : 100. Votes : 0. Shares : 0.