Par News Mada
  Tsy mba andro alina na harivariva akory fa antoandrobenanahary. Nitsirara tamin’ny tany, etsy 67 ha, ary maty tsy tra-drano ny tovolahy iray nandeha moto, taorian’ny tifitra nataon’ny jiolahy azy. Tovolahy iray 37 taona maty tsy tra-drano notifirin’ny jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika teny 67 ha Avaratra, omaly tamin’ny mitataovovonana. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, (…)
Vus : 22. Votes : 0. Partages : 0.