Par News Mada
Nitohy tany Moramanga ny fanofanan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana sosialy (Cnaps) sy ny Foibem-pitantanan’ny sekoly katolika (Dinec) ny tompon’andraikitry ny sekoly, ny herinandro lasa teo. Nampahafantarina azy ireo ny zon’ny mpiasa sy ny adidin’ny mpampiasa. Nisolo tena ity farany ny ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny talen’ny sekoly, miandraikitra ny fiahiana sosialy ny mpanabe. Nitarika ny (…)
Vus : 30. Votes : 0. Partages : 0.