Telo andro taty aoriana: hita ny fatin’ireo olona roa lasan’ny ranotrambo

Hita avokoa (omaly sy afakomaly) ny fatin’ireo olona roa tsy hita popoka nentin’ny ranotranombo niaraka tamin’ilay fiara 4×4 teo amin’ny pont Namakia. Tao amin’ny seranan’ny orinasa iray mpamokatra sira ao Antsahampano, Antsiranana II no nahitana ny razana… Tamin’ny fotoana naha...