By News Mada
Tany amin’ny kaominina ambanivohitr’i Beraketa, tao amin’ny kizo antsoina hoe Antsary no nitranga ny fifandonana. Nirefodrefotra tsy nifandrenesana ny poa-basy. Dahalo efadahy no lavon’ny balan’ny zandary, nampian’ny fokonolona mpanara-dia tamin’izany, ary tafaverina ny omby anjatony norobain’izy ireo. Nirefodrefotra ny poa-basy nandritra ny fifandonan’ny zandary sy ny dahalo tao amin’ny kizo atao hoe Antsary, fokontany Benato, (…)
Views : 32. Votes : 0. Shares : 0.