By News Mada
Vokatry ny fidiran’ilay rivodoza Belna an-tanety, tao amin’ny distrikan’i Soalala, omaly tolakandro, mitohy mikija ny orana, tafakatra hatramin’ny 2 metatra ny haavon’ny rano… Ahiana noho izany ny tondradrano amin’ny faritra maro, indrindra any Morondava… Niditra an-tanety tao cap Amparafaka, distrikan’i Soalala, omaly tolakandro tamin’ny 5 ora, ilay rivodoza Belna. Nijojo vao maraina ny orana niaraka (…)
Views : 24. Votes : 0. Shares : 0.