By News Mada
Nomelohin’ny Fitsarana ady heloka bevava ao Toamasina nandritra ny fitsarana ny antontan-taratasin’ady laharana faha 247-Toa/19 mirakitra ny raharaha vonoan’olona nahafatesana renim-pianakaviana bevohoka sy ny zanany lahy efa-taona tao Analankinina Hopitalibe Toamasina, ny alin’ny 18 marsa 2019 i Nomenjanahary Tsilavina, 22 taona… Tsy nitsitsy tamin’ity jiolahy raindahiny ity ny Fitsarana nandritra ny fotoam-pitsarana ity raharaha vonoan’olona (…)
Views : 19. Votes : 0. Shares : 0.