By News Mada
Nirefodrefotra nanaitra sy nampisahotaka ny mpiantsena maro tetsy Analakely, omaly antoandro ny poa-basy. Tranombarotra sinoa iray, etsy Ambodifilao no notafihin’ny andian-jiolahy mitam-piadiana. Nisy ny volabe voaroba tamin’izany, ankoatra ny mpiantsena naratra voatifitra. Hatairana ny an’ny mpivarotra sy ny mpividy ary ny mpandalo teny Ambodifilao, omaly antoandro manodidina ny tamin’ny 11 ora sy sasany. Andian-jiolahy miisa (…)
Views : 36. Votes : 0. Shares : 0.