By News Mada
Henjana ny ady ifanandrinana amin’ireo mpanao trafikana sokatra any amin’ny distrikan’i Bekily, faritra Androy. Mampihorohoro amin’ny basy sy ny famaky mihitsy izy ireo. Na izany aza, nisy enin-dahy voasambotra, niaraka tamin’ny sokatra miisa 190. Mirongatra ny fangalarana sy ny fivarotana sokatra any amin’ny distrika Bekily sy Ambovombe, faritra Androy. Araka ny loharanom-baovao azo antoka, miisa (…)
Views : 20. Votes : 0. Shares : 0.