By News Mada
Omaly tokony ho tamin’ny 9 ora maraina, raha iny izy hivoaka ny trano fonenany, etsy Soavimbahoaka iny, nalain’ny jiolahy nirongo basy an-keriny… indray, ny mpandraharaha karana, i Navaze Veldjee. Fanindroany izao ity teratany karana ity no niharan’ny fakana an-keriny tahaka izao. Karana mpandraharaha mizaka zom-pirenena frantsay i Navaze Veldjee, 47 taona, tompon’ny orinasa Vel’Optic. Raha (…)
Views : 21. Votes : 0. Shares : 0.