By News Mada
Rehefa tapi-dalan-kakeha tsy nahita andosirana intsony, nifandrombonan’ny fokonolona nodarohana ireto roalahy, voalaza fa jiolahy. Tsy vitan’izay, mbola nodoran’izy ireo indray avy eo ny fatiny. Fitsaram-bahoaka nahatsiravina, tany Amboditavolo, Vatomandry. Nitrangana fitsaram-bahoaka nampihoron-koditra indray tao amin’ny kaominina ambanivohitr’Amboditavolo, 25 km tsy hidirana an’i  Vatomandry amin’iny lalam-pirenena faha-11A iny ary miditra kely 4 km avy ao amin’ny (…)
Views : 14. Votes : 0. Shares : 0.