Nitohy ny savorovoro tao amin’ny oniversite Manindany: nirefotra ny lakrimozenina, olona roa voasambotra

Tsy mbola milamina tanteraka ny olan’ny mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Maninday Toliara. Nirefotra indray ny baomba mandatsa-dranomaso, omaly. Nodoran’ny mpianatra ny “pylône” an’ny Telma… Raha fifandonana teo amin’ny samy mpianatra no niseho, afakomaly, savorovoro nifanandri...