Tafiotra, avandra sy ora-nikija teto an-drenivohitra: tanàna maro dibo-drano, taxi-be iray nianjeran’ny hazo

Nampitondra faisana ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina iny orambe sy tafiotra narahina havandra namely tampoka, omaly, iny. Maro ny tanàna dibo-drano, tany mihotsaka, hazo tapatapaka… Manohatra ny rivodoza nandalo ny takaitra navelan’ilay rivo-mahery narahina ora-mikija sy h...